COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©PxHere
Loha sola : manaranaka fa mety ho avy amin’ny fahazarana manarona ny loha ihany koa

Calvitie : ne pas prendre cette maladie à la légère

Une tête chauve peut être évitée avec un simple geste : ne pas porter de chapeau ni de casque serré en permanence. Toutefois la calvitie est aussi héréditaire. Il est alors inévitable dans ce cas. Mais dans ce reportage, Henri a décidé d’en faire un atout. A 68 ans, il utilise de l’huile de coco pour entretenir sa tête brillante.

Par ailleurs le médecin Rasetralimangy Lenjary affirme que chez les enfants, il pourrait s’agir de champignon.

Studio Sifaka · 2023-09-29 Fandaharana SANTENAKA - CALVITIE

Ny loha sola dia azo ialana amin'ny fihetsika tsotra : tsy manao satroka na casque tery ela loatra. Na izany aza dia manaranaka ihany koa ny sola. Tsy azo ihodivirana izy raha izay. Fa ato anatin’ity fanadihadiana ity, dia nanapa-kevitra i Henri ny hamadika izany ho tombony. 68 taona izy, mampiasa menaka voanio mba hitazomany ny lohany ho mangirana.

Nanambara kosa ny dokotera Rasetralimangy Lenjary fa mety ho avy amin’ny aretina izany raha eny amin’ny ankizy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter