Non !
Sachez que vous ne pouvez pas contracter le coronavirus simplement en marchant dans la rue. Le virus ne flotte pas dans l'air. En effet, l'organisation mondiale de la santé affirme que la Covid 19 se transmet à travers des gouttelettes respiratoires expulsées par le nez ou par la bouche lorsqu'une personne tousse ou éternue. Si vous vous tenez à plus d'un mètre de cette personne, vous ne risquez rien.
Cependant, dans un espace fermé comme dans un taxi B ou une voiture, le risque est plus élevé. Vous pourriez facilement attraper le virus sur une poignée, une fenêtre ou une autre partie du véhicule qu'une autre personne contaminée a touché avant vous.
Comment ?
En touchant juste après votre visage, vos yeux, votre nez ou votre bouche, vous pourriez donc vous contaminer. Sachez que le virus peut survivre sur plusieurs surfaces en tissus, en verre ou en métal, pendant plusieurs heures. Un conseil, couvrez bien votre nez et votre bouche avec un masque et utilisez le plus souvent possible un gel hydro alcoolique lorsque vous êtes installé dans les transports et une fois que vous en êtes sorti.
Mety ho azo amin’ny alalan’ny rivotra ve COVID -19 ?
Tsia !
Fantaro fa tsy ho voan’ny coronavirus ianao/ raha mandeha tsotra eny andalana. Tsy miparitaka eny amin’ny rivotra io virus io. Mifindra amin’ny alalan’ireo tsiranoka avy ao amin’ny orona rehefa mihevona na avy amin’ny vava rehefa mikohaka ny Covid-19 araky ny voalazan’ny fikambanana irasam-pirenena momba ny fahasalamana .Tsy misy atahoranao ny hifindran’izany raha manaja ny elanelana iray metatra ianao.
Nefa kosa, ambony ny taha mety ahazoanao ny tsimok’aretina ao anatin’ny toerana mihiboka toy ny Taxi B na fiara tsotra, amin’ny alalan’ny fikasihana ireo hidim’baravarana, ireo varavaran-kely na ireo faritra hafa ao anaty fiara ka efa nokasihin’ny olona mety nitondra io tsimok’aretina io.
Amin’ny fomba ahoana ?
Ny fikasihanao monja ny tarehy, ireo maso, ny orona na ny vava dia mety ahazoanao azy. Fantaro fa afaka mivelona mandritry ny ora maro amin’ny lamba, fitaratra na vy ny virus. Hany torohevitra: rakofy amin’ny harotava ny orona sy ny vavanao ary diovy, arak’izay azo atao amin’ny « Gel Hydroalcoolique » ny tanana rehefa ao anatiny sy rehefa mivoaka ny fiara fitanterana ianao.