COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Pixabay.
Des fruits et légumes.

Est-ce que je peux attraper la covid-19 en mangeant des fruits et des légumes?

 
Oui ! Si vous allez au marché et que vous achetez des tomates ou des poivrons par exemple ne les cuisinez pas toute suite... Comme vous vous lavez les mains en rentrant chez vous et bien, il est également important de laver vos fruits et vos légumes à l'eau et au vinaigre blanc. 
Pour les fruits / tel que les pommes, les poires ou encore les mangues, par exemple, il est possible de les laver avec un savon sans odeur et de les éplucher avant de les manger. 
Si, aujourd'hui rien ne prouve qu'on peut être infecté par les aliments issus des animaux, par contre, il y a un risque si une personne infectée de la covid 19 touche ces fruits et ces légumes avec des mains sales. Imaginez un peu combien de fois un de ces aliments a pu être manipulé et ausculté par de tierces personnes!
Mais avant de cuisiner ou de manger vos fruits et vos légumes, n'oubliez surtout pas de poser vos sacs ailleurs que sur votre plan de travail et de vous laver les mains avant de commencer à cuisiner.

Mety ho voan'ny coronavirus ve aho raha mihinana voankazo sy legioma? 
Eny ! Raha mandeha eny antsena ianao ka mividy legioma ohatra dia aza andrahoina avy hatrany. Toy ny fanasanao tanana rehefa tonga ao an-trano, dia zava-dehibe ihany koa ny fanasanao ny legioma sy voankazo avy novidinao. Mampiasà rano sy vinaingitra fotsy hanasana azy. 
Ho an'ny voankazo toy ny paoma, ny poara, sy ny manga ohatra, dia azonao sasana amin'ny rano sy savony tsy misy fofona, ary voasana, izay vao hoanina.
Raha mbola tsy voaporofo hatreto ny fifindran'ny coronavirus amin'ny sakafo avy amin'ny biby, dia misy risika kosa ny ahazoanao ity aretina ity raha nisy olona voany nikasika ny voankazo na ny legioma nohaninao. 
Itony sakafo Itony izay mandalo karazana tanan'olona maro vao tonga eo aminao.
Fa mialohan'ny andrahoanao na hihinananao ny voankazo na legioma dia tandremo mba tsy hametraka ny haronao eo amin'ny toerana hikarakaranao ny sakafo ary aza adinoina ny manasa tanana amin'ny rano sy savony mialohan'ny fikarakarana. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter