Connu pour la suppression temporaire de la douleur durant une intervention chirurgicale. L’anesthésie facilite la procédure médicale. Mirana Ravallison, anesthésiste nous partage ce qu’il faut savoir sur l’anesthésie dans notre émission Santénakà .
Fanalana fanaitainana matetika no fahafantaran’ireo mararay ny anesthésie. Misy olona tsy handairana anesthésie ve ? Inona avy ireo tsara ho fantatra momba ny toem-pahasalaman’ny olona iray mialoha ny ampiasana ny anesthésie. Ireo tsara ho fantatra mahakasika ny anesthésie sy ny fampiasana azy ary ny fitandremana tokony atao amin’ny fahasalamana no resahintsika ato anaty fandaharana Santénakà .