L'endométriose est une maladie très fréquente chez les femmes. Les règles douloureuses figurent parmis ses nombreuses symptômes. Une complication de l'endometriose peut provoquer la stérilité voire même la mort.
Aretina mateti-mahazo ny vehivavy ny "endométriose". Isan'ny fambaran'io aretina io ny fahararin'ny faritra maro amin'ny vatan'ny vehivavy rehefa tonga fadim-bolana. Mety hitarika hatramin'ny tsy fahafahana miteraka ny "endométriose" raha toa ka tsy voatsabo ara-potoana