La combustion de plastiques libère des gaz toxiques dans l'atmosphère. Des gaz qui sont malsains pour l’environnement mais surtout pour l’organisme. Ils donnent une sensation d’étouffement et peuvent être à l’origine de problèmes respiratoires, en particulier chez les enfants et les personnes vulnérables.
Misy hatrany ny fanentanana ny isan-tokantrano amin’ny fihetsika tokony hananana rehefa manary fako, isan’izany ny fanokanana ny fako mety potika sy ny fako plastika, manimba ny tontolo iainana. Ilaina ihany anefa ny fitandremana satria mety hiteraka olana eo amin’ny taovam-pisefoana izany.