Selon l'Institut National de Recherche et de Sécurité (INRS) en France, le masque serait plus efficace pour vous protégez et protégez votre entourage, car il permet de bloquer des gouttelettes pouvant être absorbé. Une fonction que la visière de protection ne remplis pas, puisque sur ce type de protection les gouttelettes restent à la surface.
Arotava sa visière, iza no miaro kokoa amin'ny coronavirus?Â
Ny ivotoeram-pikarohana INRS any Frantsa dia miaro amin'ny piti droran'ny olona ny visière, saingy ireo singa madinika na mikraoba dia mijanona eo aminy ihany ka mety ho tafiditra aminao. Ny arotava araka izany no voalazany fa mahomby amin'ny fiarovana anao sy ny manodidina anao.Â