La toxoplasmose est une maladie parasitaire. Elle se transmet par les poils de chat mais aussi par les légumes mal lavés et les viandes qui ne sont pas assez cuites. Les préventions sont simples : bien laver les légumes, bien cuire les viandes et se laver les mains fréquemment, surtout si vous avez un chat.
Tsy volon-tsaka ihany no mahatonga ny aretina toxoplasmose fa ny fihinanana hena manta sy légioma tsy voasasa tsara ihany koa. Aretina azo avy amin’ny kankana izy io. Tsotra ny hisorohana azy : sasaina tsara ny legioma, masahana tsara ny sakafo ary tsy adinoina ny manasa tanana matetika indrindra raha manana saka.