Est-ce que l’on peut attraper la covid-19 en allant à la salle de sport ?
Oui, il y a un risque. Une salle de sport est un environnement qui est propice à la contamination et la propagation du coronavirus. Il faut donc prendre des précautions.*
 Mety hahazoana ny coronavirus ve ny fandehanana any amin’ireny toerana fikotranana ireny ?
Eny, ambony ny tahan’ny mety hahazoana io aretina io any amin’ny toerana toy ireny. Ilaina araka izany ny fandraisana fepetra raha toa ka tsy maintsy mandeha any amin’ireny.