Il est souvent difficile pour les ruraux d’accéder aux centres de santé de base en raison de l’éloignement de ces lieux. Afin de les aider à avoir des médicaments naturels, l’ONG Jardins du monde, octroie une formation sur l’usage des plantes médicinales en les cultivant soi-même dans son jardin. Il s’agit surtout des plantes qui peuvent soigner les maladies courantes comme la toux, le rhume, la diarrhée, etc.
Ny olona mipetraka eny ambanivohitra lavitra toeram-pitsaboana matetika sahirana raha sendra marary ka mila manatona mpitsabo. Ho fanampiana azy ireo dia nanome fiofanana vondron’olona hamboly sy hampiasa ireo zava-maniry manasitrana ny fikambanana « Jardins du monde » eto Antsiranana. Ny aretina "maivana" vao miantomboka toy ny sery, kohaka, aretin-kibo ihany no tena anomezana fanazavana sy ampahafantarina ireto vondron’olona ireto fa tsy ny aretina efa mihombo be sy ireo ilà na fankanesana any amin’ny mpitsabo.