Dans le contexte actuel, beaucoup de connaissances scientifiques sont encore incertaines.Â
Depuis le mois d'avril plusieurs cas de réinfection à la Covid 19 ont été annoncés en Corée, au Japon et en Chine. Cette résurgence de coronavirus laisse place à plusieurs questionnements.
Notamment, comment est la mémoire immunitaire après une infection à la covid 19?
Les scientifiques ne sont pas encore capables de répondre à cette interrogation..
La seule information que l'on a aujourd'hui grâce à une étude chinoise... est que les anticorps de chaque patient répondent différemment. Une hypothèse, en réalité très classique.
Cette variabilité dépend de plusieurs facteurs comme par exemple la génétique et l'efficacité immunitaire de chacun, mais rien est encore tout à fait confirmer pour le moment.
Concernant les cas réinfectés, il y a plusieurs hypothèses.Â
La première : il ne s'agirait pas d'une réinfection, mais plutôt de traces de virus pas complètement éliminées.
La deuxième : les anticorps ne protégeraient pas d'une deuxième infection, mais suggéraient qu'ils jouent un rôle dans l'évolution favorable de l'infection.
La troisième : le virus persisterait sous forme cachée dans l'organisme et pourrait devenir plus symptomatique quand les poumons sont atteints.
Plusieurs recherches sont actuellement en cours dans le monde entier pour trouver des traitements et des vaccins, mais aussi des solutions pour entrainer le système immunitaire à court terme.
Mety hiverina ho voan'ny coronavirus ve ny olona iray efa sitrana?
Mbola tsy feno ny valin'ny fikarohana ataon'ny manampahaizana hanamarinana na tsia ity tranga ity. Hatramin'ny fiandohan'ny volana aprily lasa teo dia miverina indray ny coronavirus any Korea, Japon sy Chine. Mipetraka ny fanontaniana maro momba ity fiverenana ity.Â
Indrindra mikasika ny hoe vaovao amin'ny vatana ve ilay aretina coronavirus na dia efa voany aza ianao teo aloha ?Â
Tsy mbola voavalin'ny manam-pahaizana aloha io fanontaniana io hatreto.
Ny efa fantatra ankehitriny, Taorian'ny fikarohana nataon'ny sinoa dia samihafa ny fomba hiatrehan'ny vatan'ny marary ity aretina ity arakaraky ny anticorps-ny.Â
Maro ny mety ho anton'izany fahasamihafana izany, toy ny fahamafisan'ny hery fiarovana, ny fahasamihafan'ny toe-batana, sy ny sisa fa mbola mitohy ihany koa ny fikarohana hanamarinana na tsia izany.Â
Ho an'ireo iverenan'ny aretina coronavirus dia maro ny petra-kevitra. Isan'izany ireto manaraka ireto. Voalohany, tsy fiverenan'ny aretina ilay izy fa tsy voafongotra tanteraka ilay tsimokaretina ao anatin'ilay olona.Â
Ny faharoa, dia milaza fa tsy miaro amin'ny fiverenan'ny aretina ny anticorps.Â
Ny fahatelo dia milaza fa miafina ao anatin'ny vatana ilay tsimokaretina ka rehefa mahazo ny avokavoka dia miha mahery vaika.
Efa maro ny fikarohana mandeha ankehitriny hitadiavana vakisiny fanefitra ho an'ity aretina ity.Â