NON ! Depuis le mois d'avril, plusieurs publications très partagées sur Facebook affirment que pour désinfecter le cache bouche jetable ou en tissu il suffit de le poser au-dessus d'une casserole d'eau portée à ébullition. Cette pratique est bien évidement inefficace.Â
Selon plusieurs expert il est recommandé de laver son masque en tissu après chaque utilisation en machine à une température de 60° et pendant au moins 30 minutes, avec un produit lessive classique.Â
Si vous n'avez pas de machine à laver, lavez votre masque avec une lessive ou du savon et de l'eau à température la plus élevée.Â
Toujours selon les experts Il ne faudrait jamais mettre de produits chimiques sur un masque, comme l'eau de javel, du gel antibactérien, un spray désinfectant. Ce genre de produit altérerait les capacités de filtration du masque, mais il est aussi dangereux pour vous d'inhaler une substance chimique et toxique en portant votre masque.
Ampy hanadiovana ny arotava ve ny fametrahana azy mandritra ny 15 segondra eo ambonina vilany misy rano mangotraka?
Tsia,Â
Nanomboka ny volana aprily teo dia miely eraky ny tambazotra Facebook ny filazana fa ny fomba fanadiovana ny arotava dia apetraka eo ambonina vilany misy rano mangotraka. Tsy mahomby anefa izany fomba fanadiovana izany.Â
Araka ny torohevitry ny manampahaizana maro, dia tokony sasà na ny aron-tava vita amin'ny lamba isaky ny avy anaovana. Amin'ny machine à laver amin'ny hafanandrano 60 degré mandritra ny 30 minitra farafahakeliny ary vovontsavony tsotra efa mahazatra ireny no ampiasaina aminy.Â
Raha toa ka tsy manana machine à laver ianao, dia sasao amin'ny rano mafana arak'izay zaka sy savony ny arotava.Â
Fadio ny manisy akora simika amin'ny arotava toy ny eau de javel, ny gel hiadiana amin'ny bakteria maro karazany, na ireny ody biby afendraka ireny. Manimba ny arotava izy ireny ka mampihena ny fahafahany miaro anao amin'ny otrikaretina. Fa indrindra, manimba ny fahasalamana ny fifohana zavatra simika rehefa manao ny aron-tava ianao.Â