Les diabétiques sont considérés comme étant des personnes à risques de la COVID19. Parmi les décédés de la pandémie à Madagascar, on recense des patients qui avaient le diabète. Mais pourquoi ? Le docteur Haja Ramamonjisoa, diabétologue, directeur de l’Association Malgache de la lutte contre le diabète ou AMADIA nous donne plus de détails concernant le diabète.
Isan’ireo olona voasokajy ho marefo ireo olona voan’ny diabeta manoloana ny fihanaky ny tsimokar’aretina COVID19. Ny fananana hery fiarovana ambany raha oharina amin’ny olona tsy misy diabeta no anton’izany. Fantaro ihany koa fa manakorontana ny diabeta ny fisian’ny tsimok’aretina ao amin’ilay olona ka vao maika mampihombo ny aretina. Mitondra fanazavana misimisy kokoa mikasika ny diabeta i dokotera Ramamonjisoa  Haja, manampahaizana manokana sady talen’ny Andia Malagasy Miady amin'ny Diabeta na AMADIA.