Les médecins sont divisés sur la question à propos des anti-inflammatoires. D’après certains, la prise d’ibuprofène et de la cortisone peuvent accélérer le développement de la covid 19. Aucune donnée clinique n’appuie cette théorie. Cette dernière à même provoqué une confusion considérable et est l’objet d’une controverse au sein de la communauté médicale. Il est recommandé de ne pas en consommer si vous avez de la fièvre et que vous soupçonnez que ce symptôme soit lié au coronavirus. En attendant des études complémentaires, privilégiez le paracétamol. Et suivez les conseils de votre médecin.
Marina ve fa ny fihinanana ibuprofene dia mampihombo ny soritr'aretina coronavirus? Mbola mizarazara ny hevitry ny mpitsabo manodidina ny fanafody anti inflammatoire. Ny sasany milaza fa ny ubiprofene sy ny cortisone dia manafaingana ny fihanaky ny coronavirus ao anaty vatan'olombelona iray. Hatreto anefa mbola tsy misy voka pikarohana manamarina izany. Saingy raha misy tazo ianao ary manahy fa mety ho soritr'aretina coronavirus izany. Mandra piandry ny valin'ny fikarohana, aleo aza paracétamol no hoanina. Saingy ny tsara indrindra dia ny fanarahana ny torohevitry ny mpitsabo anao.