Il existe très peu de données qui permettent d'évaluer la sensibilité des femmes enceintes à la Covid 19. Cependant ce que l'on sait, c'est que la femme enceinte subit des changements immunologiques et physiologiques pendant la grossesse.
Étant donné qu'à ce jour il n'existe aucun vaccin contre le coronavirus et que le covid organics n'est pas recommandé aux femmes enceintes, il est important pour elle de suivre les gestes barrières afin de se protéger du coronavirus pour éviter tout infection.Â
Si vous êtes enceinte, lavez-vous régulièrement les mains avec du savon et de l'eau, éviter les personnes malades et les endroits trop fréquentés, ne vous touchez pas le visage, portez un masque et nettoyez votre chambre autant que possible.
Ny vehivavy bevohoka ve mora andairan'ny coronavirus kokoa?Â
Tsy ampy ny antontan'isa ahafahana mamantatra ny vehivavy bevohoka manoloana ny Covid-19. Saingy fantaro fa misy fiovana goavana eo amin'ny vatany sy ny heriny rehefa mitondra vohoka ny vehivavy.Â
Ka mety hampaharefo kokoa azy izany manoloana ireo tsimokaretina mikendry ny taovampisefoana, toy ny gripa na ny coqueluche. Izay no mahatsara ny fanaovana vakisiny fanefitr'ireo aretina ireo ny vehivavy mitondra vohoka. Et ces dernier peuvent la rendre plus sensibles et plus à risque de complications aux infections virales respiratoires, comme la grippe ou encore la coqueluche... c'est pour cela que les femmes enceintes doivent être vacciné contre ces deux maladies.
Hatreto aloha mbola tsy misy ny vakisiny hiadiana amin'ny coronavirus, ary ny covid organics ihany koa tsy azon'ny vehivavy bevohoka sotroina. Ny fiarovana tsara indrindra ho azy ireo izany dia ny fanajana ny fihetsika fototra na ilay atao hoe geste barrière.Â
Raha mitondra vohoka ianao, diovy matetika amin'ny rano sy savony ny tananao. Fadio ny mandeha amin'ny toerana be olona, ary aza adinoina hatrany ny manao arotava sy manadio matetika ny ao an-tranonao.Â