Nous sommes en pleine période hivernale. Il y a des gens frileux ne supportent pas cette baisse de température. Pour y faire face, certains d’entre eux préfèrent utiliser la climatisation. Malgré les avantages du climatiseur, il pourrait présenter un danger sur la santé. Le docteur Domoina Rakotonoely en parle.
Miditra tsikelikely amin’ ny vanim-potoanan’ ny ririnina isika izao. Misy anefa ireo olona tsy mahazaka izany hatsiakan’ ny ririnina izany ka mampiasa « climatiseur » na ireny  fitaovana ahafahana mampiakatra na mampidina hafanana amin’ ny faritra mihiboka toy ny efitrano na fiara. Ilana fitandremana anefa ny fampiasana ny « climatiseur » araka ny fanazavan’ i Domoina Rakotonoely, mpitsabo.