Les paramédicaux ont organisé une manifestation pacifique vendredi dernier pour interpeller les responsables au niveau du ministère de la Santé publique sur le manque de protection et de considération du personnel de santé durant cette crise sanitaire. Le président Andry Rajoelina a répondu à une de leurs revendications dimanche soir, disant que les équipements de protection individuelle sont en nombre suffisant mais qu'il faut en contrôler la répartition.
Nanao hetsika ho fanairana ireo tomponandraikitra eo amin'ny sehatry ny fahasalamana ireo paramédicaux ny zoma 12 aprily teo. Tsapan'izy ireo fa tsy ampy ny fiarovana ny mpiasan'ny fahasalamana eo amin'ny fiatrehana ny coronavirus. Isany novalian'ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny lahateniny ny alahady teo fa ampy ireo fitaovana fiarovana na EPI fa ny fitsinjarana azy no tokony ho arahimaso bebe kokoa.