Le pet n'est pas une maladie, au contraire, il est révélateur de l'état de santé de chacun. La mauvaise haleine est due aux maux d'estomacs et des dents. Du coup, il est si important de prendre soin de nos dents pour la santé de notre corps.
Fahasalamana fa tsy aretina ny mandefa rivotra na mangetotra. Ny fahasimban'ny nify sy ny aretim-bavony dia isan'ny mitarika ny vava ho maimbo. Ilaina ny fikojakojana ny nify sy ny fahadiovan'ny ativava satria andry iankinan'ny fahasalaman'ny taova ao anaty.