COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Le Dr Rafalimanana Rahaja

Santénakà: La sécheresse vaginale

Dans le monde, 25% des femmes sont touchées par la sécheresse vaginale. Il s'agit littéralement de la déshydratation du vagin. En effet, cela provoque chez la femme des douleurs lors des rapports sexuels. La sécheresse vaginale peut être due à des microbes ou à des troubles psychologiques comme le stress et la dépression.



Ny fahamainan'ny lalan-jaza dia isan'ny antony mahatonga ny fanaintainan'ny vehivavy iray rehefa manao firaisana ara-nofo. 25% ny vehivavy maneran-tany no tratran'izany fahamainan'ny lalan-jaza izany avokoa. Marihina fa mety hahazo ny vehivavy rehetra anefa izy io. Isan'ny antony mahatonga ny fahamainan'ny lalan-jaza ny fisian'ny otrik'aretina ao fa eo ihany koa ny fikorontanana ara-tsaina tahaka ny rarin-tsaina be loatra na ny fahaketrahana ara-tsaina.  

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 19 Fandaharana Santé Naka -SECHERESSE - VAGINALE-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter