La covid 19 se transmet-elle par voie fécale ?
Les symptômes de la Covid-19 peuvent se confondre avec ceux de la gastro-intestinale. Selon les premiers résultats scientifiques chinois, 17,6 % des patients souffriraient de ce type de symptômes. Le virus se retrouverait même dans les échantillons de selles dans plus de 48 % des cas contaminés développant des symptômes classiques au coronavirus.
Le virus pourrait donc se transmettre par la voie fécale.Â
Selon ces recherches le coronavirus pourrait rester endormi dans l'organisme jusqu'à 33 jours après le début de la maladie même lorsqu'il n'est plus détectable dans les voies respiratoires. Des recherches sont encore en cours...
Le mieux est donc de vous laver les mains après chaque passage aux toilettes et bien nettoyer l'endroit, notamment la cuvette et le siège, pour éviter toute éventuelle contamination. Et si vous devez passer par des toilettes publiques, ayez toujours une lingette désinfectante ou du gel hydro alcoolique.
Mifindra amin'ny alalan'ny amany sy ny diky ve ny coronavirus?
Anisan'ireo soritr'aretin'ny Covid-19 ny fanaintainana any anaty tsinay sy vavony. Araka ny valin'ny fikarohana voalohany nataon'ny sinoa dia 17,6% ny marary dia tratran'ity karazana soritr'aretina ity. Ary mbola hita tao anaty maloton'ny manodidina ny antsasaky ny olona voan'ny coronavirus ny tsimokaretina.
Afaka mifindra amin'ny alà lan'ny diky na ny amany noho izany ny tsimokaretina covid19. Araka io fikarohana io, ny coronavirus dia afaka mijanona mandritra ny 33 andro ao anatin'ny vatana aorian'ny fiandohan'ny aretina, na dia tsy hitan'ny taovam-pisefoana intsony aza izy. Mbola mitohy ny fikarohana momba izay ...
Ny tsara indrindra dia ny manasa tà nana rehefa avy mangery na mamany ary manadio matetika ny trano fivoahana mba hisorohana ny fifindran'ny aretina. Azonao atao ohatra ny mampiasa lingettes désinfectantes na gel hydroalcoolique rehefa avy ao amin'ireny trano fivoahana ho an'ny daholobe ireny.