Un père a le devoir de subvenir aux besoins de sa famille, selon le concept de la société. C'est vrai ! Mais, ce n’est pas tout ! Il reste encore d’autres engagements pour les papas. Pour la fête des pères, découvrez le reportage sur les engagements des papas dans le programme spécial du Studio Sifaka.
Ny hevitr’ireo raim-pianakaviana tanora mikasika ny andraikitry ny ray ao an-tokantrano
Isan’ny hevi-draikitra eny amin’ny fiarahamonina ny hoe adidy sy andraikitry ny raim-pianakaviana ny mamelona ny tokantranony. Marina izany ! Fa ankoatra izay, mbola maro ireo tokony ho sahaniny ao an-trano. Amin’izao fetin’ny ray izao dia araho ao anatin’ny fandaharana manokan’ny Studio Sifaka ny fanadihadihana mikasika izany.