Offrir ou recevoir un cadeau est toujours un grand plaisir pour ceux qui en ont l’occasion. Ce genre de coutume est un héritage des étrangers. Pourtant, « le vrai cadeau dans la société malgache est tout à fait différent de ce qui se passe aujourd’hui » explique le traditionnaliste, Eris Rabedaoro. La valeur et la signification des fleurs seront la deuxième partie de l’émission.
Isan’ny mahafinaritra amin’ny fiainana ny maharay na manolotra fanomezana na « cadeau » izany.
« Kolontsaina nolovaintsika tamin’ iry zareo vahiny ny fifanolorana fanomezana hita ankehitriny fa hafa mihintsy ny tena fanomezana teo amin’ ny ntaolo » hoy i Eris Rabedaoro, mpahay fomban-drazana. Horesahina ao amin’ ny tapany faharoan’ ny fandaharana kosa ny dikan’ ny voninkazo sy ny fampiasana azy eo amin’ny fiaraha-monina malagasy.