La célébration de la fête nationale malgache est dans 2 jours. Elle peut être variée selon le contexte et la région. 3 jeunes venant de différents coins de Madagascar vont raconter leurs rituels habituels pendant la fête du 26 juin. De même, pour les malgaches qui vivent à l'étranger, malgré la distance, ils se rassemblent pour la célébration de l'Indépendance. Une jeune fille malgache habitant au Québec fait également un partage dans l'émission.
Ankatoky ny fankalazana ny fetim-pirenena isika izao. Samy manana ny fomba mahazatra azy ny tsirairay rehefa asara-manitra ary mety miova arakaraka ny faritra na toerana izany. Tanora miisa 3 avy amina toerana samihafa eto Madagasikara no hitantara ny fomba fanaon' izy ireo isan-taona rehefa fetin' ny 26 jiona. Torak' izay, miray hina amin' ny fankalazana ny fahaleovantena koa ireo malagasy monina any ivelany. Hiresadresaka ao anatin' ny fandaharana ihany koa ny tovovavy malagasy iray, monina any Québec.