« Il faut leur apprendre à respecter leurs compatriotes : les camarades de classe, les voisins, les gens qu’ils croisent dans la rue. Il est important de leur enseigner à prendre soin des biens communs qu’ils utilisent tous les jours. Il faut également leur montrer et expliquer des symboles liés à la nation comme le drapeau et l’hymne national. Et surtout, il ne suffit pas d’en parler mais de vraiment donner l’exemple. »
« Ampianaro izy ireo mba hahay hanaja ny mpiray firenena aminy : ny namany any ampianarana, ny mpiray vodirindrina, ny olona mifanena eny andalana. Ampianaro hahay hikojakoja ireo fananana iombonana fampiasany isananandro na any amin’ny fokontany na any an-tsekoly. Ampahafantaro sy hazavao azy ny sainampirenena sy ny hirampirenena. Ary indrindra, mila manome ohatra amin’izany fitiavan-tanindrazana izany isika ray amandreny mba hotahafiny ».