A Madagascar, le mois de juin est à la fois consacré à l’enfance mais aussi à la fête de l’Indépendance. Il y a certains jeux auxquels les enfants ne jouent qu’en cette période : le tsikonina, les pétards et les lampions faits maison. La tradition ne se perd pas. Dans cette émission, des enfants nous racontent comment ils fabriquent eux-mêmes leurs pétards à partir de bougies de voiture et leurs lampions. Rakoto David nous explique également l’histoire et la signification du « tsikonina ».
Eto Madagasikara ny volana jiona dia sady natokana hoan’ny ankizy no natao hankalazà na ny fetim-pirenena. Misy araka izany ireo kilalao izay rehefa fotoana tahaka izao vao tena ataon’ny zaza. Eo ohatra ny tsikonina, ny tsipoapoaka sy ny fanilo. Mbola manohy izany hatrany ireo ankizy ankehitriny. Arahintsika ato anatin’ity fandaharana manokana ity ny fomba fanamboaran’izy ireo tsipoapoaka amin’ny « bougie » avy amin’ny fiara sy fanilo vita amin’ny kapoaka. Hazavain’i Rakoto David, mpahay fomba malagasy ao ihany koa dia tantaran’ny tsikonina sy ny heviny hoantsika malagasy.