En 60 ans d’indépendance, Madagascar a eu plusieurs présidents au pouvoir et trois républiques ont été vécues. Nous en sommes actuellement à la quatrième. Quand on change de république, on change également de devise. Les mots qui forment la devise malgache et leur alignement ont des significations spécifiques. Suivez les détails dans cette émission.
Tao anatin’izay 60 taona izay dia Filoham-pirenena maro no nandalo teo amin’ny fitondrana. Repoblika 4 no nandalovana ary anisan’ny miova miaraka amin’ny Repoblika ny tarigetran’ny firenena. Tsy napetraka fotsiny anefa izy ireny fa misy dikany, na ny filaharany aza. Araho ato anatin’ity fandaharana manokana ity ny mikasika izay.
Â