« Misara » est un événement culturel pratiqué par les enfants de la région Atsimo Atsinanana, une semaine avant le jour de la fête de l'Indépendance. Ils font du porte à porte pour montrer leur talent par des chansons et de la danse. Les spectateurs leur donnent de l'argent en échange. Le but est de partager de la joie. Les enfants se préparent au « misara » pendant les périodes festives mais c’est surtout pendant la fête de l'Indépendance qu’il est le plus pratiqué.Â
Fomba fanaon'ny ankizy any amin'ny faritra Atsimo Atsinanana rehefa akaiky fetin'ny fahaleovantena ny « misara ». Mitety trano izy ireo herinandro mialoha ny 26 jona, maneho ny talenta ananany toy ny hira,dihy,... Manome vola izay foy kosa ireo izay anehoana ny talenta. Fanehoana ny hafaliana no tena hevitra fonosin'ny « misara ». Hatao ihany koa ny misara rehefa misy fety fankalazana hafa, fa ny fetin'ny fahaleovantena no tena anamarihahana azy io.