Ce samedi, la parole est donnée à Mamiso. De son vrai nom, Yvon Mamisolofo Rakotonanahary, il est l’un des trois fondateurs du groupe Senge. Rappelons-le, Senge est un groupe né dans la capitale en 1995. C’est un trio masculin d’orchestre vocal interprétant le « beko » des Antandroy. Même si ce groupe n’existe plus, leur titre « Gasikara » reste omniprésent à chaque évènement important du pays. Mamiso, quant à lui, continue sa route et crée son propre groupe Mamiso Trio Vocal.
Mitodika any amin’i Yvon Mamisolofo Rakotonanahary na i Mamiso ny fandraisam-peon’ny Studio Sifaka androany. Mamiso, izay anisan’ny nanangana ny tarika Senge, ny taona 1995. Ny gadona beko amin’iny faritra Androy iny no nahafantarana ny tarika. Na dia tsy misy intsony ary ny tarika Senge amin’izao fotoana izao dia saika heno fona ilay hiran’izy ireo « Gasikara » rehefa fotoana manan-danja eto amin’ny firenena.