COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Rayhas RANDRIAMANANTENA
La danse réunit tous ceux qui luttent contre la covid-19 avec Wan Dance.

Wan Dance: Ensemble dans la danse contre la pandémie du coronavirus

Wan dance est un mouvement d'ensemble de danse et une manifestation contre la pandémie du coronavirus, surtout chez nous en Afrique. Wan signifie : Worldwide afro network. Donc Wan Dance, qui se lit One Dance en anglais, fait référence au fait que tous les danseurs du monde se mettent ensemble pour réaliser une même chorégraphie, sans tenir compte de l'appartenance, ni du rythme ni des régions d'origine. Les chorégraphies mettent en scène une lutte avec des gestes barrières contre la vovid-19, selon Randriamanantena Nomenjanahary Tody Hasina dit Rayhas, un artiste qui suit le mouvement. Le Wan Dance aussi est un mouvement qui incite chaque individu à devenir l'exemple après cette crise sanitaire et aussi pour aider à l'émergence d'une nouvelle Afrique.



Wan Dance : Mitambatra iray anaty dihy entina miady amin’izao Valanaretina Coronavirus izao

Wan Dance dia hetsika ara-pandihizana iray , hanamafisana ny fiadina amin'izao valan'aretina coronavirus izao, indrindra ho antsika eto Afrika. Raha ny Dikan'ny hoe WAN dia alavaina ami'ny hoe worldwide afro network. Amin'ny maha hoe Wan Dance azy izay dia nalaina avy amin'ny fiteny anglisy izy hoe One, izany hoe iray ary miara-mirona ao anatin'izay avokoa ireo mpandihy maneran-tany. Tsy hanavahana karazana dihy izy fa hitambatra ho iray ary hientana ho amin'ny izao valanaretina coronavirus izao. Ka alalan’ny ireo fihetsika izay misy hevitra tiana ambara no hamoahan’izany ady amin’ny coronavirus izany hoy Randriamanantena Nomenjanahary Tody Hasina na i Rayhas, mpanakanto ary isany mandray anjara amin'io hetsika. Ny Wan Dance ihany koa dia fampirisihana ny tsirairay mba ho fitaritra aorinan'izao krizy izao ary ihany koa fanohanana an'ireo mpandray anjara amin'ny fanamboarana an'i Afrika vaovao.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 10 Fandaharana - Sandrify - ONE - DANCE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter