Les femmes dans les contes sont celles qu'on sauve ou qu'on épouse. On les associe souvent à la vie de famille. Elles prennent également la place de conseillère, c'est celle qui guide le personnage principal. De ce fait, elle représente la raison et le bon sens.
Â
Any anaty angano, mitazona anjara toeran'izay ho vonjen'ny mpilalao fototra, izay matetika lehilahy, ny vehivavy. Izy ihany koa no ho vadiany avy eo. Io vehivavy io no manome torohevitra ilay mitana ny anjara toerana fototra ao amin'ny tantara. Marika fa manana fomba fiheritreretana lalina sy mahitsy ny vehivavy.