COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Dimyz
Dimyz, les rockers de la ville d’eau

Artiste : La parole au groupe Dimyz

Ce dimanche 19 juillet, le micro est au groupe Dimyz, des rockeurs originaires de la ville d’eau. Potes depuis toujours, et issu du même quartier, Fabio, Mathieu, Rindra, et Mihaja ont décidé de créer le groupe, en 2016. « Le rock est plus qu’une musique, c’est une attitude, un moyen d’expression », explique Mihaja, le lead vocal du groupe. Rock alternatif, oui, mais pas que cela, vous le constaterez par vous-mêmes. Surtout restez-branchés, le meilleur est à venir.



Dimyz, tarika mpiangaly rock avy any Antsirabe no nivahiny teto amin’ny Studio Sifaka ny alahady 19 jolay. Ny taona 2016 ny tarika no niforona, sady mpinamana no mpiray tanana no nanangana azy. « Bandin’ny fiarahamonina izahay, ary tsy manavaka ny mozikanay na kely na lehibe, na Malagasy na vahiny, izany no mampiavaka ny Dimyz », hoy Mihaja izay sady mpihira no mpitendry. Na dia voatery najanona avokoa ary ny drafitra rehetra tamin’ity taona ity dia manohy miketrika sy mikandra ny kantony hatrany ny tarika.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 19 Fanadihadiana - ARTISTE - DIMYZ
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter