« La féminité et le physique d'une femme ne doivent pas l'empêcher de faire ce qu'elle aime et de vivre de sa passion », c'est ce qu'a affirmé Chacha, danseuse de hip-hop de Diego-Suarez. Découvrez son parcours dans ce podcast. Nous allons également connaître l'histoire du graffiti à Diego avec Nino, artiste dessinateur et illustrateur.
« Tsy tokony hanakana ny fanaovan'ny vehivavy zavatra ny ny fitiavany zavatra iray ny maha vavy azy », hoy Chacha, mpandihy hip hop avy aty Diego. Andeha ary ho fantarintsika ho an'ny lalana nolalovany tanatin'izany tontolo izany. Ankoatr'izay dia harahintsika ihany koa ny tantaran'ny graffiti teto Diego miaraka amin'i Nino, mpiangaly izany sady mpanao sary eto an-toerana.