La réalisation d'un film se base sur le scénario. Ce dernier requiert un style d'écriture particulier car il doit mettre en valeur chaque visuel et chaque sonore. Certains éléments peuvent être modifiés durant la réalisation pour que les images à l'écran soient fidèles à la réalité à retranscrire. Toky Randriamahazosoa, un réalisateur, nous explique comment réaliser un film à partir d'un scénario. Ludovic Randriamanantsoa, un scénariste nous partage aussi dans le reportage, la structure d'un scénario.
Ny fanantontosana horonantsary dia miankina amin'ny fomba fanoratana ny tantara any am-piandohana. Misy fenitra arahana, satria misy elanelana mazava tsara ny soratra, ny sary ary ny feo. Rehefa eo am-panatontosana dia mety misy miova ny fomba fanehoana ilay tantara. Manazava ny fomba famadihana ny tantara voasoratra ho lasa horonantsary i Toky Randriamahazosoa, mpanantontosa horonantsary. Hizara ny fomba fanoratana tantara eo amin'io zava-kanto io ihany koa i Ludovic Randriamanantsoa, mpanoratra.