Amyatch Pocahontas, née d’une mère malgache et d’un père chinois, est modèle photo depuis ses 16 ans. Elle pose pour les marques internationales comme Forever 21. Elle nous partage son expérience, et aussi sa vie en tant qu’influenceuse sur les réseaux sociaux.
Amyatch Pocahontas, tovovavy malagasy, "modèle photo" hita matetika amin’ireny gazety boky mikasika ny lamaody ireny. 16 taona izy no niditra teo amin’io sehatra io ary efa niara-niasa tamin’ny marika malaza maneran-tany toa an’i Forever 21. "Influenceuse" ihany koa izy, na ireny olona be mpanaraka amin’ny tambazotra sosialy ireny.