Suite à la pandémie du coronavirus, la plupart des spectacles ont été annulés. Mais pour Jazz Mmc, faire face à l'enfermement a plutôt été un avantage, car son groupe et lui ont bénéficié et bénéficient de plus de temps pour composer et améliorer leurs anciennes compositions. Jazz Mmc est originaire de la province d'Antsiranana mais il a grandi à Toamasina, où le groupe s'est formé pour la première fois en 2010. Les rythmes waza et gweta sont des rythmes très connus du grand public de Jazz Mmc. En ce moment même, il prépare une nouvelle vidéo qui sortira dès que l’état d’urgence médical prendra fin.
Mpanakanto mpivoy ny gadona « waza » sy ny « gweta » i Jazz Mmc. Zanaky ny faritanin’Antsirananana ary lehibe tany Toamasina, tany ihany koa no nijoroan’ny tarika voalohany indrindra ny taona 2010. Nihato tanteraka ny seho an-tsehatra noho ny fihanaky ny valanaretina coronavirus izao. Raha ny nambaran’i Jazz Mmc dia anisan’ny tombony lehibe ho azy ny fiatrehana ny fihibohana, satria dia nanana fotoana lavalava kokoa izy nahafahana namoron-kira sy nanatsara ireo kanto izay efa vita hatrizay. Eo ampanomanana ny raki-tsary vaovao izy ankehitriny izay hiezahana havoaka aorian’izao hamehana ara-pahasalamana izao.