Les cheveux et les tresses revêtent une valeur particulière dans la culture malgache. Chaque coiffure correspond à un événement et on peut identifier chaque ethnie à partir de son style de tresses. Les chercheurs et les acteurs culturels ont leurs avis respectifs sur la valeur des cheveux et des tresses à Madagascar. Nous allons écouter dans l’émission Sandrify, Zo Louis Rabearison, anthropologue et Damy Govina, présidente de l’association Gasiko.
Ny taly na ny randrana. Singa manana ny heviny manokana amin’ny kolontsaina malagasy ary samy manana ny mampiavaka azy ny foko tsirairay avy eto Madagasikara. Damy Govina, filohan’ny fikambanana Gasiko no hanazava ny lanjan’ny volo eo amin’ny fiarahamonina malagasy. Manana ny talenta isika fa misy ihany koa ireo fikarohana efa vita. Mpandalina momba ny fiarahamonina ara-kolontsaina i Zo Louis Rabearison, hanazava izay ao anatin’ny fandaharana.