La déclamation poétique. Une manière à part entière de savourer la littérature. On donne vie aux œuvres de l’auteur tout en partageant l’émotion avec le public. La déclamation de poème requiert de l’éloquence dans la voix mais aussi une bonne maîtrise de la scène. Mampandriniaina Manitra, membre du cercle littéraire Faribolana Sandratra souligne l’importance de cet art dans la littérature malgache. Quant à Laingotsiky, poète, elle nous partage ses secrets dans la déclamation de poème.
Fomba iray hankafizana ny asa-soratra ny antsa tononkalo. Fanomezana aim-panahy an’ilay tononkalo no sady fizarana aina amin’ny mpanatrika na mpihaino. Miavaka ny fiantsana ary mila fahaizana amin’ny feo sy ny fihetsika. Hamaritra ny antsa tononkalo ao anatin’ny literatiora malagasy i Mampandriniaina Manitra, mpikambana ao amin’ny Faribolana Sandratra. Hizara ny tsiambaratelony ato amin’ny Sandrify ihany koa i Laingotsiky, mpanoratra sy mpiantsa tononkalo.