Le doodle art est une forme d’art à base de gribouillages et de formes géométriques. Il n’exige pas de technique de dessin spécifique mais il nécessite beaucoup d’imagination. Mat Li est un jeune artiste qui fait du doodle art depuis 2 ans maintenant. A travers son art, il veut conscientiser les gens sur les problèmes actuels comme la destruction de l’environnement.
Ny doodle art dia fomba fanaovana sary iray mifototra amin’ny soratsoratra, tsipitsipika sy endrika rafitsary na « formes géométriques ». Tsy mila fahaizana manokana izy io fa fahaiza-mamorona no tena ilaina. Anisan’ny miangaly ny doodle art efa ho 2 taona izay i Mat Li. Te hanokatra ny sain’ny rehetra izy amin’ny alalan’ny kanto izay ataony manoloana ny olana izay sedrain’izao tontolo izao tahaka ny fanimbana ny tontolo iainana.