Tcharie fait partie des jeunes talents du Label Waza Style de Jazz MMC. Très connue dans la province de Tamatave, la jeune femme cartonne et a conquis les jeunes par son style de musique : le RAP. Une voix douce mais attrayante, Tcharie Cynthia est la fierté de son Label dans l'urban music, on en parle lors de son passage au Studio Sifaka. Bonne écoute !
Tcharie cynthia, hoavin’ny Label Waza style
Tcharie Cynthia, mivazo sady miteny eo amin’ny Rap. Ohatran’ny hoe mpihira gadona malefaka raha miheno azy miresaka teto amin’ny Studio. Kanefa mpiangaly gadona mavesatra, tsy rock akory, fa Rap. Anisan’ny fanta-daza izy ao Toamasiana, ary efa heno manerana ny Nosy, fa indrindra hoan’ny tanora izay mankafy ny urban music, hatrizay nidirany tao amin’ny Label Waza Style izay tarihin’i Jazz MMC. Fa ny tovovavy manao rap miavaka foana satria tafapetraka ny mira-lenta eo amin’ny zava-kanto.. Mihainoa finaritra ary eee.