COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Mija Kamisy
Mija Kamisy veut exercer son talent sur la scène internationale

Mija Kamisy vise la scène internationale

Mija Kamisy, jeune artiste de la province de Fianarantsoa mais qui a grandi à Antsiranana, nage dans les arts depuis longtemps, même si c’est en 2015 qu’elle a sorti son premier album. Elle jongle entre différents rythmes, mais la plupart de ses morceaux se rapportent à la musique internationale. Dans son groupe, ils sont composés de quatre frères, également chanteurs et musiciens en même temps. Mija Kamisy est également hôtesse de l'air. Pour elle, il n’y aucune difficulté à combiner ces deux domaines différents tant que tout est bien coordonné. Jusqu'à présent, le groupe a sorti un album et elle prévoit d’en sortir un deuxième en 2021.


Mija kamisy, zanaky ny faritanin’ny Fianarantsoa saingy lehibe tany Antsiranana, Efa ela izy no nilomano teo amin’izay sehatry ny zava-kanto fa ny taona 2015 izy no tena fantatry ny maro, sy namoaka ny raki-tsary voalohany. Ny fivoizana ny mozika iraisam-pirenena no tena ahafantarana azy. Efatra mianadahy izy ireo no mandrafitra ny tarika izay sady mpihira no mpitendry ihany koa. « Hôtesse de l’air » no tena asany ary efa harindrany tsara ny hira sy ny asa. Mikasa ny hamoaka ny andiany faharoa izy ireo ho an’ny taona 2021 ho avy izao.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 16 Fanadihadiana - ARTISTE - MIJA - KAMISY
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter