De plus en plus de jeunes dessinateurs malgaches s’intéressent aujourd’hui au fanart ou fan art. Cela consiste à apporter sa vision et sa touche personnelle sur une œuvre qui existe déjà (personnage, histoire, scène ou environnement de dessin animé, de film, etc). Nous en parlerons dans la première partie de l’émission Sandrify. Dans la deuxième partie, nous nous focaliserons sur l’utilisation des Avatars sur Facebook et de son impact sur le monde du dessin et le travail des dessinateurs à Madagascar. Nos invités du jour sont : Rakotoniaina Ianja Harifetra et Rakotondrazafy Alison Rova.
Mahasarika tanora maro mpankafy manao sary ny manao fanart amin’izao fotoana izao. Fomba iray hanamboarana zava-kanto avy amina sanganasa efa nisy izy io (mpilalao, tantara, tontolo na sehatra any anaty sarimiaina na sarimihetsika, sns). Izay lohahevitra izay no ho resahintsika ao amin’ny tapany voalohan’ny Sandrify. Resahina ao amin’ny tapany faharoa kosa ny mikasika ny Avatar sy ny fiantraikany amin’ny asan’ny mpanao sary eto amintsika. I Rakotoniaina Ianja Harifetra sy Rakotondrazafy Alison Rova no vahinintsika ao anatin’izany.