Le Musée de la photographie de Madagascar : Un endroit spécial qui réunit l’histoire et la technologie. Plus de 10 000 photos anciennes venant de particuliers ou de collectionneurs y sont traitées et numérisées avant d’être exposés aux visiteurs.
Mozean’ny sary eto Madagasikara : Toerana iray hafa kely noho izy manakambana ny tantara sy ny teknolojia. Sary efa taloha be mihoatra ny 10 000 nomen’ny olon-tsotra na mpanangona sary tonta no kirakiraina, ampidirina anaty solosaina ary hampirantiana ny mpitsidika avy eo.
Â