Comme tant d’autres pays, Madagascar dispose de son propre art culinaire. Les sept plats royaux ou « hanim-pitoloha » représentent cet art. Mais ce n’est pas que de l’art. Ces plats sont associés à des traditions. Le « Varanga » ou l’effiloché de viande de zébu fait partie de ces 7 plats royaux. Au temps de la royauté, ce plat était préparé spécialement pour les grandes festivités comme le « fandroana » ou bain royal et le nouvel an malgache. Selon le traditionnaliste David Rakoto, le « Varanga » n’est pas exclusivement réservé à la royauté. Cependant, chaque partie du zébu est divisée et partagée selon la classe sociale de chacun.
Toy ny firenena rehetra dia manana ny sakafo mampiavaka azy ny Malagasy. Isan’izany ny « hanim-pitoloha ». Ny atao hoe hanim-pitoloha dia karazana sakafo fito nohanina nandritra ny « fandroana » sy ny taombaovao malagasy tamin’ny andron’ny fahampanjaka. Isan’izany ny Varanga. Ity farany dia avy amin’ny hen’omby ka ny rehetra dia nahazo nihinana avokoa fa tsy ny mpanjaka ihany hoy ny mpandala ny fomba malagasy. Saingy ny faritra tsirairay amin’ny omby dia efa voatakana arakaraky ny sokajin’ny olona tsirairay.