À l’origine, le mot vintage était utilisé pour désigner un vin exceptionnel ou millésimé datant d’une certaine époque. Il a été inspiré du mot français « vendage » qui veut dire récolte de raisin. Plus tard, le terme a été popularisé par les industries de mode et d’habillement avant d’être repris dans la musique, le design, l’automobile, l’architecture et la décoration, et bien d’autres domaines également.
Teny anglisy ilay hoe vintage, izay nadika avy tamin’ny teny frantsay hoe “vendange” na fiotazana. Eo amin’ny fambolena voaloboka sy fanamboarana divay no hampiasana io vendage io. Rehefa tsara be ny vokatra voaloboka amin’ny taona anankiray, dia tsara kokoa sady lafo kokoa ny divay vita amin’ireo vokatra ireo. Indrindra moa raha hoe divay efa notehirizina taona maro vao sokafana. Raha hitarina kely izany dia entina ilazana zavatra taloha, hita hoe miavaka sy vitsy mpanana no atao hoe vintage.