Madagascar compte à peu près une trentaine de musées enregistrés dans toute l’île, musée publiques et privés confondues. Depuis la formation de la civilisation traditionnelle, en passant par l’histoire des pirates et la règne des rois de Madagascar, chacun d’entre eux sont des trésors inestimables. Voici le top 5 des musées à visiter pour comprendre un peu plus notre passé et notre identité culturelle.
Invité : Andriamahefa Alex, historien
Manodidina ny 30 isa ny mozea niforona sy misy eto Madagasikara amin’izao, na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana. Mahavariana sy misandrahaka be ny tantara raketin’izy ireny : ny fandalovan’ny jiolahintsambo, ny kolontsain’ny foko anankiray, ny mozika, ny fiainan’ireo mpanjaka nifandimby teto sy ny sisa. Ireto ary misy lisitry ny mozea 5 tsara tsidiihana indrindra raha te hahalala kokoa momban’ny Madagasikara.
Vahiny : Andriamahefa Alex, mpahay tantara