COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Elodie
Elodie est à la fois chanteuse, mannequin et actrice.

Elodie : De mannequin à chanteuse

C’est en 2015 que le groupe d'Elodie a été fondé à Antananarivo. Tous ses musiciens sont presque des membres de sa famille. S’étant attelée à son rôle de maman, Elodie a fait une pause pendant quelques années dans le secteur de la musique. Elle ne met pas de côté l’idée de revenir sur scène et de produire son premier album.

Aujourd'hui, cette artiste à la fois, chanteuse et actrice vit à l’étranger et est devenue mannequin professionnel en ce moment en Europe. Elle travaille en même-temps avec des maisons de production à Los Angeles et à New York dans le monde de la mode. Et de l'étranger, elle compose et chante également des chansons qui devraient être accessibles à ses fans, l'année prochaine.



Dimy taona no nijoroan’ny tarika Elodie. Ny taona 2015 izy no nanagana izany teto Antananarivo. Saika ireo fianakaviany avokoa no nandrafitra ity tarika ity ary mbola iray ihany hatreto ny raki-kira navoakany. Tao anatin’ny 2 taona izy dia niato kely tamin’ny mozika fa nifantoka bebe kokoa tamin’ny fikarakarana tokantrano. Efa milamindamina izy amin’izao ary efa mikasa ny hiverina an-tsehatra izy. Sady mpihira no mpilalao sary mihetsika ary mpilatro ihany koa i Elodie, ary saika manavanana azy avokoa ireo sehatra telo ireo.

Ankehitriny dia monina any am-pitan-dranomasina any i Elodie ary efa lasa mpilatro matihanina, miara miasa amin’ireo trano mpamokatra any Los Angeles sy New York izy raha eo amin’ny tontlon’ny lamaody. Avy any ihany koa izy no mamorona ireo hira izay kasainy hatolotra ho an’ireo mpankafy ho an’ity taona manaraka ity.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 30 Fanadinadinana ARTISTE - ELODIE

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter