COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Larss
Les singles de Larss sont disponibles sur YouTube.

Larss veut valoriser la musique traditionnelle du Nord

En 2015, Larss est entré dans le monde de l'art avec son titre le plus connu « Tsara Gasy ».

Larss est à fond dans les variétés aux rythmes afro beat et tropicaux mais il chante aussi les chansons traditionnelles qui mettent en valeur l'héritage malgache qui caractérise la partie nord de l'île, tout en s’adaptant aux rythmes actuels.

Son groupe a visité de nombreux endroits, à Madagascar tout comme à l'étranger. Motivé à toujours donner le meilleur à ses fans, ses singles circulent sur divers médias et YouTube.

Il est à noter que toutes les chansons de Larss émanent de sa production : créations, arrangements, introduction en studio. Il collabore avec des compositeurs professionnels locaux et souhaite également travailler avec des producteurs internationaux pour aller plus loin, notamment pour valoriser la musique traditionnelle du Nord.



Ny taona 2015 i Larss no tena niditra teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto, anisan’ny hira nahafantaran’ny maro azy ilay hoe Tsara gasy. Mivoy ny gadona afro-beat sy ny tropikaly maro samy hafa i Larss, manasongadina ny vako-drazana malagasy izay mampiavaka ny ilany avaratry ny Nosy saingy ampanarahiny ireo gadona misy ankehitriny.

Efa maro ny toerana notsidihin’ity tarika ity na ny teto madagasikara na ny tany am-pitandranomasina, nahatsapa izy tao anatin’izay fa maro ireo vahoaka manaraka azy sy mankafy ny mozika izay voiziny ka manosika azy hanome ny tsara hatrany, ho an’ireo mpankafy.

Ireo hira rehetra izay efa navoakan’i Larss,dia izy avokoa no namokatra azy na ny famoronana na ny fandrindrana ny feo,,eny hatrany amin’ny fampidirana izany any anatin’ny studio dia izy avokoa no manao azy… Misy ihany ny fiaraha-miasany amin’ireo mpamoron-kira matihanina indraindray,ary maniry ny hiaraka hiasa amin’ireo mpisehatra iraisam-pirenena ihany koa izy.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 30 Fanadinadinana ARTISTE - LARSS

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter