COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Fetra Kim
Le jeune rappeur Fetra connu sous le nom d’artiste de Kim Jah.

Artiste : Kim Jah se lance dans les variétés

Kim Jah, surtout connu dans le monde du rap malgache, entend se tourner vers la musique sans frontière. Son histoire commence depuis sa première entrée en piste, à 16ans, lors de sa participation au concours « Fantsy Line ». Depuis qu’il a pris son envol, Kim Jah varie son art à partir de plusieurs styles musicaux. Son featuring avec Jyunii intitulé « Dila », sorti en 2016, est un titre qui l'a fait connaître, sans oublier son single « Antsa ho anao ».
Kim Jah sensibilise les jeunes à ne pas entrer trop tôt dans le monde musical juste par quête de popularité. Il souligne la nécessité d’avoir une personnalité bien définie. Il précise également l’importance d’avoir « son propre art » afin de se distinguer des autres et recommande tout particulièrement d’éviter de copier sur les artistes existants.

Kim Jah dia mpanakanto mivoy ny gadona Rap malagasy. Efa mivelatra amin' ny mozika ahfa izy @ izao fotoana izao. 16 taona izy no niaka-tsehatra voalohany tamin' ilay fifaninana « Fantsy line ». Nanomboka fantatry ny olona izy teo ary niroso lalindalina kokoa tamin’ ny sehatry ny kanto. Tsy mifidy gadon-kira I Kim Jah, mba hivelarany ao anatin'ny mozika ary hilomanosany avokoa ny gadona rehetra. Anisan'ny hira tena nahafantarana an'i Kim Jah ilay fampiaraham-peo niarahana tamin'i Jyunii,  tamin'ny ilay hira hoe « Dila », tamin'ny 2016. Nanamarika azy ihany koa ny hirany hoe « Antsa ho anao ». Ary anisany lalana nisokatra ho azy izany !
Manentana ireo tanora tsy ho maika hiditra eo amin’ny sehatra mozika mba ho fantatry ny olona i Kim Jah. Marihiny fa mila mametraka ny maha izy azy ny mozika izay atolotra aloha ilay tanora, raha te-hiditra amin' ny sehatry ny kanto. Fomba iray anisany hialana amin'ny fakan-tahaka amin'ireo artista sasany izany. Ka ilaina noho izany ny manatsara hatrany ny kanto izay atao aloha, indrindra ny filofosona ao anatin'izany rehetra izany, hoy Kim Jah.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 13 Fanadihadiana ARTISTE KIM JAH
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter