La photographie ne sert pas juste à immortaliser des moments. Au-delà de cela, elle constitue un des meilleurs moyens de partager et de promouvoir la culture et l'aspect culturel d'un pays. C'est dans ce domaine qu'œuvre le photographe culturel international, Denis Rion, qui travaille de temps en temps à Madagascar. Il va nous expliquer son parcours et son intérêt pour la culture de l’île. Nous allons aussi connaître la structure Igers Madagascar avec son président fondateur Geoffrey Gaspard.
Anisan'ny ahafahana mizara sy mampahafantatra kolontsaina anan'ny firenena iray ny sary. Milona ao anatin'io tontolo iray io indrindra ny vahinintsika anio izay tsy iza fa i Denis Rion mpaka sary matihanina mitety izao tontolo izao. Miasa matetika eto Madagasikara izy. Izy no hanazava amintsika ny kolontsaina malagasy tena nahasarika azy teto. Fa hisy vahiny hafa koa isika dia i Geoffrey Gaspard, filoha mpanorina ny Igers Madagascar.