COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Cerveau Kotoson
Le zébu est sacré dans la culture malgache.

Sandrify : L'importance du zébu dans la culture malgache

Il est de coutume lors de différentes festivités traditionnelles malgaches de sacrifier des animaux. C'est d'usage pour rendre hommage au Zanahary et aux ancêtres mais également pour demander leur bénédiction. Le mouton fait partie de ces animaux sacrificiels. Michel Rakotomalala, conservateur de la tradition nous dit en quoi cet animal est important dans la culture. Il va également nous expliquer le tabou du bouc dans certaines régions de l'île. Ce sera ensuite à Noelson Andriniaina, orateur membre du FIMPIMA Antsiranana, de nous présenter l'importance du zébu dans la culture malgache.

Tafiditra tanteraka anaty fomba sy kolontsaina malagasy ny mamono biby atao sorona rehefa misy lanonana ara-pomban-drazana atao. Mba hanomezana hasina ny zanahary sy ny razana izany ary ihany koa mba angatahana fitahiana avy any aminy. Isan'ny biby fanao sorona ny ondry. Hanazava ny momba izay i Rakotomalala Michel , mpandala ny fomban-drazana. Izy ihany koa no hitondra fanazavana mikasika ny antony maha fady ny osy any amin'ny faritra sasany eto Madagasikara. I Andriniaina Noelson, mpiakambana amin'ny FIMPIMA Antsiranana kosa no hamelabelatra ny toeran'ny omby eo amin'ny kolontsaina malagasy.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 17 Fandaharana - SANDRIFY - OMBY - SY - OSY HANITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter